|
|
|
|

Teny iditra1 teniko fe lehibe
Singan-teny  2teny, 3fe, 4lehy, 5be
Sokajin-teny  6 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7teny mampiseho fahefana tsy azo toherina, tsy iadian-kevitra fa ekena fotsiny amin' izao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8it is my order, I am the boss. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9c'est mon ordre, je suis le chef. [1.8]
Tovy hevitra  10didiko fe lehibe, teniko fe-andriana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11